Retsiana (Jonny R'afa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo faniriako retsiana
Indro fonosiko hira
Ho vnqckjfp ataonareo fahatsiarovana
Fa ny ora hitsaharako efa ho diva

Raha tany ianao malahelo
Ireo tsikiko omaly tsarovy
Raha tany ianao manirery
Ireo hira fivazoko anao no kaloy

Raha sendra diavolana aky ô
Ny andronareo aty
Alefaso ny ankizy Retsiana
Hiara-hifaly eny hanao faribolana

Raha tany ka misy mahory
Andraso ho tonga ny hariva
Tongava eny am-pasako ianao
Fa ny andronao hdfz ratsy havadiko jnlijki ho ziva

Ireo hira fanaoko retsiana
Vetsoy ka aza avela ho rava
Ataovinareo fisioka
Fa ny haizin’ny alinareo hody hazava

Dia mahereza Retsiana
Fa izao tsy ho faty fa handry
Na tononkira.serasera.org hihintsana aza ny nofoko
Dia ianao no malalako hatrany hatrany

--------
Lien:
Commentaires
myrandria ( 09/06/2026 08:54)
Manaohoana o@
Mety mba mahazo ilay hiran,"i Jonny R'Afa (Retsina ) ve tompoko. Misaotra indrindra.
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jonny R'afa
Visites : 3720
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 19/03/2006 15:25
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0092