Voady (Jon Mos John)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga ity ny andro iray
Hilazako anao fa tiako ny hiaradia
Andro iray manan-danja amin'ny fiainana ny andro anio
Ka indro ambarako eto tsy ybaxq hitomany aho na hisento fa hifaly
Ho mandramaty ilay voadiko hoe ho tononkira.serasera.org anao
Ka indro averiko eto grbtinjr indray
Ilay voadiko
Omeko anao amin'izay ary avy amin'ny foko
Tsy hadinoko ny fiarahana
Hatramin'ny nanombohan'izao fiarahantsika izao e
Eny re ka na oviana, eny na oviana dia msbcryrm ho iray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jon Mos JohnVangy : 551
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : JacksyRose
Daty : 17/01/2025 17:17