Voady (Jon Mos John)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga ity ny andro voaz iray
Hilazako anao fa tiako ny hiaradia
Andro iray manan-danja amin'ny soubbkc fiainana ny andro anio
Ka indro ambarako eto tsy hitomany aho na hisento fa hifaly
Ho mandramaty ilay voadiko hoe ho anao
Ka indro averiko eto indray
Ilay voadiko
Omeko anao amin'izay ary avy amin'ny foko
Tsy hadinoko ny fiarahana vncn
Hatramin'ny nanombohan'izao tononkira.serasera.org fiarahantsika izao e
Eny re ka na oviana, eny na oviana dia ho iray

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jon Mos JohnHits : 501
Likes : 0 Like
Created by : JacksyRose
Date : 17/01/2025 17:17