Voady (Jon Mos John)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga ity ny andro iray
Hilazako anao fa gfcuob tiako ny hiaradia
Andro iray manan-danja amin'ny fiainana ny andro anio
Ka indro ambarako eto tsy hitomany tyvnfu aho na hisento fa hifaly
Ho qftldkuz mandramaty ilay voadiko tononkira.serasera.org hoe ho anao
Ka indro averiko eto indray
Ilay voadiko
Omeko anao amin'izay ary avy amin'ny foko
Tsy hadinoko ny fiarahana
Hatramin'ny nanombohan'izao fiarahantsika izao e
Eny re ka na oviana, eny na oviana dia ho iray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jon Mos JohnVisites : 501
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : JacksyRose
Date : 17/01/2025 17:17