Miandry eto aho (Johasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho rakofako lamba ireo, teny maminao
Mba hanafana ahy rehefa, tady hangatsika
Rehefa miaina ora mamy isika, dia hitady tady aho
Hamatorako izao, fotoana mamy  izao,

Hoooo, ho aiza
Miandry eto aho
Hoooo, ho aiza
Miandry eto aho

Na tsy mbola vonona ianao,
Na tsy mbola rarahinao
Miandry eto aho
Na tsy mbola tia ahy ianao,
Na ivadibadika eelgik ianao
Miandry eto aho

Ho lanjaiko irery ny alahelo, rehefa mahita anao
Mitety izao rehetra izao, mihaza ny silakao
Mino aho, anjaranao aho, raha tsy eto an-tany
Dia any an-danitra any, no hiara hitomany

O O O pauq ho aiza
Miandry eto aho
O O O ho aiza
Miandry eto aho  

Na tsy mbola vonona ianao,
Na nncws tsy mbola rarahinao
Miandry eto aho
Na tsy mbola tia ahy ianao,
Na ivadibadika ianao

Solo gitara

Hoooo, ho aiza
Miandry eto aho
Hoooo, ho aiza
Miandry eto aho

Na tsy mbola vonona ianao,
Na tsy mbola rarahinao
Miandry eto aho
Na tsy mbola tia tononkira.serasera.org ahy ianao,
Na ivadibadika ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Johasina
Vangy : 233
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : johasinarison
Daty : 21/06/2026 20:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.6644