angamba akia (Johasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tia miantsena zy tena tiany, eny Mahamasina ny Alakamisy
Tia Mahaleo izy tena tiany, gmxbidn mampatsiaro ilay Nosy niaviany
Tia Malok’ila izy tena tiany, mampatsiaro azy ny fianakaviany
Tia Mahajanga hono izy tena tiany, masikita harivariva no ankafiziny

Angamba akia, elslon tia hody kely indray ndry
Lafo akia, iantohako ny sarany
Angamba akia, haiko tsianjery ny momba an-dry
Rehefa mody avy any , hitondray sakay fotsiny
hitondray sakay fotsiny x2
Tia mafilotra tononkira.serasera.org izy, sakafo matsiro, hotely iray ao Antananarivo
Tia mivoaka alina hono izy tena tiany, mankeny Ambohijatovo ny zoma hariva
Angamba akia, tia hody kely indray ndry

Na dia ela ela ela ny mankany
Tsy maintsy ho tonga tonga tonga tonganao any
Na andro vitsivitsy ihany no mijanona any
Andana mankany, andana mijery loharano

hitondray sakay fotsiny ibcam x2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : JohasinaVangy : 924
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : johasinarison
Daty : 16/10/2024 23:00