Am-bavahadinao (Johasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangatsiaka qxbhpg ihany, lay fiainana refa irery iny ianao
Tsy aleo wxtfes ateriko hatrany, hatrany an-tranonao any
Am-bavahady no itsenaiko anao
Ho mandry saina amin’izay ianao
Tsy hitebiteby intsony f’izaho
Ho fialofana ho anao
Mampangovitra ihany, lay làlana zay izoranao
Tsy aleo anilako eto ihany, ho arovako hatrany hatrany
Am-bavahady no itsenaiko anao
Ho mandry saina amin’izay ianao
Tsy hitebiteby intsony f’izaho
Ho fialofanao ho anao
Ha ha ha a a
Ha ha ha a a
Am-bavahady no itsenaiko anao
Ho mandry saina amin’izay ianao
Tsy hitebiteby euleyk intsony f’izaho
Ho fialofana ho anao
Am-bavahady no miandry anao aho
Tsy hoe tononkira.serasera.org very, fa tonga aho haka anao
Tsy hitebiteby intsony ianao
Ho fialofanao ho anao
Am-bavahadinao aho
Tsy aleo wxtfes ateriko hatrany, hatrany an-tranonao any
Am-bavahady no itsenaiko anao
Ho mandry saina amin’izay ianao
Tsy hitebiteby intsony f’izaho
Ho fialofana ho anao
Mampangovitra ihany, lay làlana zay izoranao
Tsy aleo anilako eto ihany, ho arovako hatrany hatrany
Am-bavahady no itsenaiko anao
Ho mandry saina amin’izay ianao
Tsy hitebiteby intsony f’izaho
Ho fialofanao ho anao
Ha ha ha a a
Ha ha ha a a
Am-bavahady no itsenaiko anao
Ho mandry saina amin’izay ianao
Tsy hitebiteby euleyk intsony f’izaho
Ho fialofana ho anao
Am-bavahady no miandry anao aho
Tsy hoe tononkira.serasera.org very, fa tonga aho haka anao
Tsy hitebiteby intsony ianao
Ho fialofanao ho anao
Am-bavahadinao aho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : JohasinaVangy : 716
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : johasinarison
Daty : 12/01/2024 08:56
