RAHA NY OLOKO (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny oloko idqv izay nantsoina
Tamin’ny Anarako
Hanetry tcrf tena, hivavaka,
Hitady ny tavako
Hiala amin’ireo ratsy izay fanaony
Ka hiverina Amiko
Hitady indray ny fanatrehako
Ref : Hihaino azy any an-danitra aho
Handray ny fifonany
tononkira.serasera.org Fitarainany ho raisiko tokoa
avxnmb Ho avelako ny helony
Ireo fahadisoana vitany
Ka ny taniny dia ho sitraniko
Ho avelako ny helony
Sitraniko ny taniny
Tamin’ny Anarako
Hanetry tcrf tena, hivavaka,
Hitady ny tavako
Hiala amin’ireo ratsy izay fanaony
Ka hiverina Amiko
Hitady indray ny fanatrehako
Ref : Hihaino azy any an-danitra aho
Handray ny fifonany
tononkira.serasera.org Fitarainany ho raisiko tokoa
avxnmb Ho avelako ny helony
Ireo fahadisoana vitany
Ka ny taniny dia ho sitraniko
Ho avelako ny helony
Sitraniko ny taniny
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISONVangy : 9132
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 24/02/2014 08:58
