RAHA NY OLOKO (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny oloko qwywu izay nantsoina
Tamin’ny Anarako
Hanetry tena, hivavaka,
Hitady ny tavako
Hiala amin’ireo ratsy lhkeqhqt izay fanaony
Ka hiverina Amiko
Hitady indray ny fanatrehako
Ref : Hihaino azy any an-danitra aho
tononkira.serasera.org Handray ny fifonany
qefkjz Fitarainany ho raisiko tokoa
Ho avelako ny helony
Ireo fahadisoana vitany
Ka ny taniny dia ho sitraniko
Ho avelako ny helony
Sitraniko ny taniny
Tamin’ny Anarako
Hanetry tena, hivavaka,
Hitady ny tavako
Hiala amin’ireo ratsy lhkeqhqt izay fanaony
Ka hiverina Amiko
Hitady indray ny fanatrehako
Ref : Hihaino azy any an-danitra aho
tononkira.serasera.org Handray ny fifonany
qefkjz Fitarainany ho raisiko tokoa
Ho avelako ny helony
Ireo fahadisoana vitany
Ka ny taniny dia ho sitraniko
Ho avelako ny helony
Sitraniko ny taniny
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Pasteur Jocelyn RANJARISONVisites : 9291
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zokelia
Date : 24/02/2014 08:58
