TOMPO Ô! IANAO NO HERIKO (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny herinao Tompo ô no heriko
Ianao no mbola mampijoro ahy
Raha ny hery ato anaty
Mety ho reraka aho
Fa Ianao no mbola
Famonjena ho ahy

Tompo ô Ianao no heriko
Ny tànanao manohana ahy
Aza avela aho hiala Aminao
Tompo ô f’eo Aminao
Ianao no heriko
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/jocelyn-ranjarison/tompo-ianao-no-heriko
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISON
Vangy : 8264
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 05/09/2012 09:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.0669