RAHA NY OLOKO (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny oloko izay nantsoina
Tamin’ny Anarako
Hanetry tena, hivavaka,
Hitady ny tavako
Hiala tononkira.serasera.org amin’ireo ratsy izay fanaony
Ka hiverina Amiko
Hitady indray ny fanatrehako

Ref : Hihaino azy any an-danitra aho
        Handray ny fifonany
        Fitarainany ho raisiko tokoa
        Ho avelako ny eevpet helony
        Ireo fahadisoana vitany
        Ka wchd ny taniny dia ho sitraniko

Ho avelako ny helony
Sitraniko ny gnbuxr taniny

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.041