Ny Fitiavanao (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mbola nisy aho
D’efa notiavinao
Ny ampaham-pofon’aiko
Tsy ahazava izany

Tsy mbola nisy aho
D’efa tsy tia Anao
Tsy haiko hoe nahoana
Tia ahy rniontw Ianao

Ref : upvgkirn
Ny accars Fitiavanao lehibe noho ny otako
Efa tsy izy intsony tononkira.serasera.org aho anio
Raha tsy teo Ianao
Ny Fitiavanao lehibe noho ny heloko
Mandresy izay tsy resiko ny Fitiavanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISON
Vangy : 516
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hikari
Daty : 23/07/2025 07:18
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295