Ny Fitiavanao (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mbola nisy aho
D’efa notiavinao
Ny ampaham-pofon’aiko
Tsy ahazava izany

Tsy mbola nisy aho
D’efa tsy tia Anao
Tsy haiko hoe nahoana
Tia ahy Ianao

Ref :
Ny Fitiavanao lehibe noho ny otako
Efa tsy izy intsony aho anio
Raha tsy teo tononkira.serasera.org Ianao
Ny Fitiavanao lehibe noho ny xfvwrtn heloko
Mandresy nbqwuwfp izay tsy resiko ny Fitiavanao
bnkdzx

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.7308