Ny Fitiavanao (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mbola nisy aho
D’efa notiavinao
Ny ampaham-pofon’aiko
Tsy ahazava izany

Tsy mbola nisy aho
D’efa tononkira.serasera.org tsy tia Anao
Tsy haiko hoe nahoana
Tia ahy Ianao

Ref :
Ny iyau Fitiavanao lehibe noho ny otako
Efa tsy izy intsony aho anio
Raha tsy teo ppru deuxqd Ianao
Ny Fitiavanao lehibe noho ny heloko
Mandresy izay tsy resiko ny Fitiavanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3753