Natao Hidera (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Natao aho hidera Anao
Ka tononkira.serasera.org ny foko sy fanahy
Tompo ô, Hankalaza anao
Ka ny androko rehetra
Hiderako ts’isy fetra
Tompo ô, Ilay anaranao
Hidera siurr Anao aho mandrakizay
Hanandratra Anao ry nbckzudh Ray
Hihira anao ny fo, hokaloiko
Raha ny amiko qdzw dia izao
natao aho hidera Anao
Ka tononkira.serasera.org ny foko sy fanahy
Tompo ô, Hankalaza anao
Ka ny androko rehetra
Hiderako ts’isy fetra
Tompo ô, Ilay anaranao
Hidera siurr Anao aho mandrakizay
Hanandratra Anao ry nbckzudh Ray
Hihira anao ny fo, hokaloiko
Raha ny amiko qdzw dia izao
natao aho hidera Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISONVangy : 636
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hikari
Daty : 23/07/2025 07:32
