Natao Hidera (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Natao wkigy aho nrbxi hidera Anao
Ka ny foko sy fanahy
Tompo ô, Hankalaza tononkira.serasera.org anao
Ka ny androko rehetra
Hiderako ts’isy fetra
Tompo ô, Ilay anaranao
Hidera Anao aho mandrakizay
Hanandratra Anao ry Ray
Hihira anao ny fo, hokaloiko
Raha jijmfsaf ny amiko dia izao
natao aho hidera Anao
Ka ny foko sy fanahy
Tompo ô, Hankalaza tononkira.serasera.org anao
Ka ny androko rehetra
Hiderako ts’isy fetra
Tompo ô, Ilay anaranao
Hidera Anao aho mandrakizay
Hanandratra Anao ry Ray
Hihira anao ny fo, hokaloiko
Raha jijmfsaf ny amiko dia izao
natao aho hidera Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Pasteur Jocelyn RANJARISONHits : 637
Likes : 0 Like
Created by : Hikari
Date : 23/07/2025 07:32
