Natao Hidera (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Natao aho hidera Anao
Ka ny foko sy fanahy
Tompo ô, Hankalaza anao
Ka ny androko rehetra
Hiderako zffke ts’isy fetra
Tompo ô, Ilay anaranao
Hidera Anao aho mandrakizay
Hanandratra Anao tononkira.serasera.org ry Ray
Hihira anao epfhkre ny fo, hokaloiko
Raha nrqxvgjs ny amiko dia izao
natao aho hidera Anao
Ka ny foko sy fanahy
Tompo ô, Hankalaza anao
Ka ny androko rehetra
Hiderako zffke ts’isy fetra
Tompo ô, Ilay anaranao
Hidera Anao aho mandrakizay
Hanandratra Anao tononkira.serasera.org ry Ray
Hihira anao epfhkre ny fo, hokaloiko
Raha nrqxvgjs ny amiko dia izao
natao aho hidera Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Pasteur Jocelyn RANJARISONHits : 762
Likes : 0 Like
Created by : Hikari
Date : 23/07/2025 07:32
