Ampidiro aloha ny tenimiafina
MBOLA MAHATOKY ANAO (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na tsy mamontsina aza
Izay mba nantenaina
Tsy misy vokatra eny an-tsaha
Toa kivy sy mangaina
Fa tany karankaina
Izay hany mba nandrandraina
Izaho tsy kivy fa miandry Anao foana
Fa ny finoako manantena yqtdz foana
Fa tsy hijanona hatreo
Ref : Izaho mbola mahatoky Anao aho
pffzu Fa ny hoaviko efa eo an-tànanao
Izaho mbola matoky Anao aho
tononkira.serasera.org Tsy hivadika Aminao mandrakizay
boumj
Izay mba nantenaina
Tsy misy vokatra eny an-tsaha
Toa kivy sy mangaina
Fa tany karankaina
Izay hany mba nandrandraina
Izaho tsy kivy fa miandry Anao foana
Fa ny finoako manantena yqtdz foana
Fa tsy hijanona hatreo
Ref : Izaho mbola mahatoky Anao aho
pffzu Fa ny hoaviko efa eo an-tànanao
Izaho mbola matoky Anao aho
tononkira.serasera.org Tsy hivadika Aminao mandrakizay
boumj
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISONVangy : 9668
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 24/02/2014 08:55
