Ampidiro aloha ny tenimiafina
MBOLA MAHATOKY ANAO (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na tsy mamontsina aza
Izay mba nantenaina
Tsy misy vokatra eny an-tsaha
Toa kivy sy mangaina
Fa tany karankaina
Izay hany mba nandrandraina
Izaho tsy tononkira.serasera.org kivy fa miandry Anao foana
Fa ny finoako manantena foana
Fa tsy hijanona hatreo
Ref : ndbwzsy Izaho mbola mahatoky Anao aho
rxooxmum Fa ny hoaviko efa eo an-tànanao
Izaho kgsig mbola matoky Anao aho
Tsy hivadika Aminao mandrakizay
Izay mba nantenaina
Tsy misy vokatra eny an-tsaha
Toa kivy sy mangaina
Fa tany karankaina
Izay hany mba nandrandraina
Izaho tsy tononkira.serasera.org kivy fa miandry Anao foana
Fa ny finoako manantena foana
Fa tsy hijanona hatreo
Ref : ndbwzsy Izaho mbola mahatoky Anao aho
rxooxmum Fa ny hoaviko efa eo an-tànanao
Izaho kgsig mbola matoky Anao aho
Tsy hivadika Aminao mandrakizay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Pasteur Jocelyn RANJARISONVisites : 9666
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zokelia
Date : 24/02/2014 08:55
