Ampidiro aloha ny tenimiafina
MBOLA MAHATOKY ANAO (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na tsy mamontsina aza
Izay mba nantenaina
Tsy misy vokatra eny an-tsaha
Toa kivy sy tononkira.serasera.org mangaina
Fa tany karankaina
Izay wnygra hany mba nandrandraina
Izaho tsy kivy fa zzab miandry Anao foana
Fa ny finoako manantena foana
gbkdic Fa tsy hijanona hatreo
Ref : Izaho mbola mahatoky Anao aho
Fa ny hoaviko efa eo an-tànanao
Izaho mbola matoky Anao aho
Tsy hivadika Aminao mandrakizay
Izay mba nantenaina
Tsy misy vokatra eny an-tsaha
Toa kivy sy tononkira.serasera.org mangaina
Fa tany karankaina
Izay wnygra hany mba nandrandraina
Izaho tsy kivy fa zzab miandry Anao foana
Fa ny finoako manantena foana
gbkdic Fa tsy hijanona hatreo
Ref : Izaho mbola mahatoky Anao aho
Fa ny hoaviko efa eo an-tànanao
Izaho mbola matoky Anao aho
Tsy hivadika Aminao mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Pasteur Jocelyn RANJARISONHits : 9667
Likes : 0 Like
Created by : zokelia
Date : 24/02/2014 08:55
