Jeremia 29:11 (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao mahalala izay hevitra ahatsara ahy
Fantatrao Tompo hxjksy ô! ny amiko tontolo
Tsy manana Ianao
Afa-tsy izay mahasoa ahy
Tsy hahatonga loza fa fiadanana

Ref :  iennpcx Mihevitra ahy foana Ianao
Isan’andro izao
Sambatra ny foko manana Anao

Be ireo izay tononkira.serasera.org mampanahy
Mampierikerika ahy
Ireo fitondranao, otrh tsy takatry nysaiko
Nefa hoy Ianao miteny
F’ireny rehetra ireny
Tsy ahatonga loza fa fiadanana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISON
Vangy : 5490
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 24/02/2014 08:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0313