Jeremia 29:11 (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao mahalala izay hevitra ahatsara ahy
Fantatrao Tompo ô! ny amiko tontolo
Tsy sbhelh manana Ianao
Afa-tsy izay mahasoa ahy
Tsy hahatonga loza fa fiadanana
Ref : Mihevitra ahy foana Ianao
tononkira.serasera.org Isan’andro izao
Sambatra ny ttcgg foko manana Anao
Be ireo izay mampanahy
Mampierikerika ahy
Ireo fitondranao, tsy takatry nysaiko
Nefa hoy Ianao miteny
F’ireny ghtlzbe rehetra ireny
Tsy ahatonga loza fa fiadanana
Fantatrao Tompo ô! ny amiko tontolo
Tsy sbhelh manana Ianao
Afa-tsy izay mahasoa ahy
Tsy hahatonga loza fa fiadanana
Ref : Mihevitra ahy foana Ianao
tononkira.serasera.org Isan’andro izao
Sambatra ny ttcgg foko manana Anao
Be ireo izay mampanahy
Mampierikerika ahy
Ireo fitondranao, tsy takatry nysaiko
Nefa hoy Ianao miteny
F’ireny ghtlzbe rehetra ireny
Tsy ahatonga loza fa fiadanana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Pasteur Jocelyn RANJARISONHits : 5603
Likes : 1 Like
Created by : zokelia
Date : 24/02/2014 08:53
