Jeremia 29:11 (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao mahalala izay hevitra upoe ahatsara ahy
Fantatrao Tompo ô! ny boiu amiko tontolo
Tsy manana Ianao
Afa-tsy izay mahasoa ahy
Tsy hahatonga loza fa fiadanana

Ref :  Mihevitra ahy foana Ianao
Isan’andro izao
gbeyqmr Sambatra ny foko manana Anao

Be tononkira.serasera.org ireo izay mampanahy
Mampierikerika ahy
Ireo fitondranao, tsy takatry nysaiko
Nefa hoy Ianao miteny
F’ireny rehetra ireny
Tsy ahatonga loza fa fiadanana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0352