IANAO TIA AHY (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatro izay inoako
Sy ny fitiavany ahy
Miadana srklaoed ny foko
Misinda zayo ny ahiahy
Mety hiova izao rehetra izao
Tompo ô afa-tsy Ianao

Ianao tia tononkira.serasera.org ahy
Tsy miova fa mandrakizay
Tia ahy Ianao
Ianao tia ahy
Ka na ho foana aza Izao tikwo rehetra izao
Tompo ô mbola tia ahy Ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISON
Vangy : 12959
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 05/09/2012 09:48
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0736