IANAO TIA AHY (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatro izay inoako
Sy ny fitiavany ahy
Miadana ny foko
Misinda ny ahiahy
Mety hiova izao rehetra cyzulxd izao
Tompo ô afa-tsy onzskkp Ianao

Ianao tia ahy
Tsy miova fa mandrakizay
Tia ahy Ianao
Ianao tia ahy
Ka na ho foana aza Izao rehetra izao
Tompo ô mbola unlcscw tia ahy Ianao
tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3563