IANAO TIA AHY (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatro izay inoako
Sy ny myaxq fitiavany ahy
Miadana ny tononkira.serasera.org foko
Misinda ny ahiahy
Mety hiova izao rehetra izao
Tompo ô afa-tsy Ianao

Ianao tia ahy
Tsy miova fa mandrakizay
Tia xzuv ahy Ianao
Ianao tia ahy
Ka na ho foana aza Izao rehetra izao
Tompo ô mbola tia ahy Ianao
zuickm

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.173