AMINAO NY FINOAKO (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminao ny finoako
Ka tsy hatahotra aho
Fa Ianao no ijoroako
Na ao anatin’ny ady sarotra aho
Handeha aho tsy ho reraka
Ny herinao manohana ahy
Ny fanahinao Tompo ô
Mitarika tprn ahy, matoky aho
Hanidina hiakatra tononkira.serasera.org aho
Toy ny voromahery
Miandry Anao klcpwo aho Tompo
Ka handroso hery ao ahoz Aminao
Ka tsy hatahotra aho
Fa Ianao no ijoroako
Na ao anatin’ny ady sarotra aho
Handeha aho tsy ho reraka
Ny herinao manohana ahy
Ny fanahinao Tompo ô
Mitarika tprn ahy, matoky aho
Hanidina hiakatra tononkira.serasera.org aho
Toy ny voromahery
Miandry Anao klcpwo aho Tompo
Ka handroso hery ao ahoz Aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISONVangy : 12640
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 05/09/2012 09:48
