AMINAO NY FINOAKO (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminao ny finoako
Ka tsy hatahotra aho
Fa Ianao no ijoroako
Na ao anatin’ny tononkira.serasera.org ady sarotra aho

Handeha aho tsy ho reraka
Ny nrqp herinao manohana ahy
Ny vjtnkmd fanahinao Tompo udyaapb ô
Mitarika ahy, matoky aho

Hanidina hiakatra aho
Toy ny voromahery
Miandry Anao aho Tompo
Ka handroso hery ao Aminao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1241