AMINAO NY FINOAKO (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aminao ny finoako
Ka tsy hatahotra aho
Fa Ianao no ijoroako
Na ao eraic anatin’ny ady sarotra aho

Handeha aho tsy ho usyprryi reraka
Ny herinao tononkira.serasera.org manohana ahy
Ny fanahinao Tompo ô
Mitarika ahy, matoky aho

Hanidina hiakatra aho
Toy ny voromahery
Miandry Anao aho Tompo
Ka rbxno handroso hery ao Aminao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.061