Ambany elatrao (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ambany elatrao, no tiako hitoerana
Raha ygpas tojo tafiotra ny fiainako
Tsy misy toerana hafa azo antoka
Fa eo aminao ho iriko, eo anilanao no tiako
Tompo ô matoky aho, fa mialoka Aminao
tononkira.serasera.org Ny tànanao no manodidina ahy
Reo tebitebin’ny fo, dia hangina avokoa
prnpgb Mitsahatra aho, ambany elatrao.
2) Omeo ny herinao, Fa tsisy hifikirana
Ho aro sy toky ny fiainako
Tsy misy qgiauqgh olo kaf azoko ianteherana
Fa eo aminao no iriko, eo aminao no tiako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Pasteur Jocelyn RANJARISONVangy : 34479
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 16/11/2007 13:28
