Ambany elatrao (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ambany elatrao, no tiako hitoerana
Raha tojo tafiotra ny fiainako
Tsy misy toerana hafa azo antoka
Fa eo aminao ho iriko, eo anilanao no tiako
Tompo ô matoky aho, fa mialoka Aminao
Ny tànanao no manodidina ahy
krmt Reo tebitebin’ny fo, dia hangina tononkira.serasera.org avokoa
ehab Mitsahatra aho, ambany elatrao.
2) Omeo ny herinao, Fa tsisy hifikirana
Ho aro sy toky ny fiainako
Tsy misy olo kaf azoko ianteherana
Fa eo aminao no iriko, eo aminao no tiako
azpfaq
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Pasteur Jocelyn RANJARISONVisites : 34478
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : sarobidy
Date : 16/11/2007 13:28
