Ambany elatrao (Pasteur Jocelyn RANJARISON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                                              

1) tononkira.serasera.org Ambany elatrao, no tiako hitoerana
Raha tojo tafiotra ny fiainako
Tsy misy toerana hafa azo antoka
Fa eo aminao ho iriko, eo anilanao no tiako

       vetlolad                Tompo ô matoky aho, fa mialoka Aminao
              rpswwtw          Ny tànanao no manodidina ahy
                       Reo tebitebin’ny fo, dia hangina avokoa
                       Mitsahatra aho, ambany elatrao.

2) Omeo ny herinao, Fa tsisy hifikirana
Ho aro sy toky lsuxbz ny fiainako
Tsy misy olo kaf azoko ianteherana
Fa eo aminao no iriko, eo aminao no tiako

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298