Ampidiro aloha ny tenimiafina
Valo ambinifolo taona (Jeneraly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niova ny andro iainana
mbola hafa nyankehitriny
mbola hafa ny omaly
ireo kilalao fahiny
Taloha ny ankizy milalao
madio ny tao an-tsainy
ankehitriny é tsapanao
fa be ny ratsy fanao
ref : 18 taona ny ankizy vavy
taloha toa maontina avokoa
18 taona ny ankizy vavy
ankehitriny...1 no virijiny
mahavariana sy mampahonena
fa izy reo indray re no toa mivaro-tena
tafahoatra ny fitiavam-bola
ka manararaotra r’Ingahibesola
te hanakan-rena @ endrika sy bika
ka manao fiainan’alika
té hanan-karena @ endrika sy bika
ka manao fiainan’alika
Fangalam-piery fahiny
kiafinafina @ saina madio
niova izany ankehitriny o!
nanjary teti-dratsy izy io
Taloha tanora raha misangy
misangisangy tsy misy ahiahy
ankehitriny é langilangy o!
io no mba sangin-dry zalahy
ref......
Taloha tanora lahy sy vavy
rehefa mifankatia
dia miseho @ mpianakavy o!
izay vao miaradia
Ankehitriny kosa hafa kely
ataony aloha izay azony atao
ka rehefa bikina i madémozely o!
izay vao manao ny fanao
ref......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : JeneralyVangy : 8663
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : masindahy mihardy
Daty : 30/07/2003 15:46
