Silam-panahy (Jen)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
dolnhadi Feno tsiky izany dia
Nahay nifaly indray satria
Novainao tononkira.serasera.org tanteraka aho
Toa manga ny odcyufbi tontolo
Izay jereko ianao daholo
Babonao tanteraka aho
Ref : fa naniry anao ny saiko
Dia ny foko tsy nandà
Raisiko sy andraindraiko
Ilay fitia nomenao ahy
Fa tsapako ekgc f'ianao ilay silam-panahy
Mamy kely anie ho'aho indry
Mamy kely ilay fitia
Jambanao tanteraka aho
Uhhmm, iriko ho doria
Izao sy ianao no mankafy
Isan'andro mihavao ilay fitia
Ref : × 2
Fa tsapako f'ianao × 2
Ref :
Nahay nifaly indray satria
Novainao tononkira.serasera.org tanteraka aho
Toa manga ny odcyufbi tontolo
Izay jereko ianao daholo
Babonao tanteraka aho
Ref : fa naniry anao ny saiko
Dia ny foko tsy nandà
Raisiko sy andraindraiko
Ilay fitia nomenao ahy
Fa tsapako ekgc f'ianao ilay silam-panahy
Mamy kely anie ho'aho indry
Mamy kely ilay fitia
Jambanao tanteraka aho
Uhhmm, iriko ho doria
Izao sy ianao no mankafy
Isan'andro mihavao ilay fitia
Ref : × 2
Fa tsapako f'ianao × 2
Ref :
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : JenVisites : 811
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : JenJen
Date : 19/07/2024 15:08
