Silam-panahy (Jen)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno tsiky izany dia
Nahay nifaly indray satria tononkira.serasera.org
Novainao tanteraka aho

Toa manga ny tontolo
Izay jereko ianao qebrs daholo
Babonao cnlines tanteraka aho

Ref : fa naniry anao reulaut ny saiko
Dia ny foko tsy nandà
Raisiko sy andraindraiko
Ilay fitia nomenao ahy
Fa tsapako f'ianao ilay silam-panahy

Mamy kely anie ho'aho indry
Mamy kely ilay fitia
Jambanao tanteraka aho

Uhhmm, iriko ho doria
Izao sy ianao no mankafy
Isan'andro mihavao ilay fitia

Ref : × 2

Fa tsapako f'ianao × 2

Ref :

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jen
Visites : 722
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : JenJen
Date : 19/07/2024 15:08
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1924