Aminao (Jen)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiko ho tiavinao
izay tiaviko sy izay momba ahy
Tiko ho diavinao
izay diaviko rahatrizay
Ka hdaro ny hoavinao
iriko ho feno ahy
Faniriana ihany
Hoe ho maminao ny ho ahy

Ref : Fa nahasarika ahy ny tsikinao
Tsy mahita gwkrjy tory aho manantena ny antsika
Dia tononkira.serasera.org lasa saina aho mandinika anao
Mahalasa adala ahy ny endrikao mahasariaka
Dia nahasarika ahy ny masonao
Tsy avy aminao fa ny foko manantena
Dia lasa tstkcmou saina aho mandinika anao
Tsy mba fananiko fa ny foko jambena
Ny mombanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jen
Visites : 1294
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : JenJen
Date : 21/10/2023 11:22
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0153