Miara-mitempo (Jaky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maso mifanojo, tsiky fohy mandalo,
Tsy nifamotoana dia niaraka nikalo,
Vetso mifanjoy, saina mifandray,
Fo miara-mitempo ô, toa fo anankiray.
Raha misento anaty fa naratra irery,
Na te-hikombona aza tsy afaka miery:
Sarotra anafenana ny olon-tena tia e,
Miaraka milanja ô ny ratsy sy tononkira.serasera.org ny fy.
Hifanaraka hiaraka hatrany
Ny olona mifankahazo,
Hifanaraka hiaraka hatrany,
Na mpianaka ireo na mpivazo,
Hifanaraka hiaraka hatrany,
Mpinamana sa mpirahalahy
Hifanaraka hiaraka szgy hatrany,
Dia manjary miombom-panahy.
Maso mifanojo, tsiky fohy mandalo,
Tsy nifamotoana dia niaraka usbvqw nikalo,
Vetso mifanjoy, saina mifandray,
Fo miara-mitempo ô, toa fo anankiray.
Raha tafasaraka mifampahatsiahy,
Sendra ady mafy zaraina ny ahiahy.
Rehefa tafahaona tsy lany ny koràna,
Tojo fifaliana ô, mitambatra dpzslad hafanàna...
Tsy nifamotoana dia niaraka nikalo,
Vetso mifanjoy, saina mifandray,
Fo miara-mitempo ô, toa fo anankiray.
Raha misento anaty fa naratra irery,
Na te-hikombona aza tsy afaka miery:
Sarotra anafenana ny olon-tena tia e,
Miaraka milanja ô ny ratsy sy tononkira.serasera.org ny fy.
Hifanaraka hiaraka hatrany
Ny olona mifankahazo,
Hifanaraka hiaraka hatrany,
Na mpianaka ireo na mpivazo,
Hifanaraka hiaraka hatrany,
Mpinamana sa mpirahalahy
Hifanaraka hiaraka szgy hatrany,
Dia manjary miombom-panahy.
Maso mifanojo, tsiky fohy mandalo,
Tsy nifamotoana dia niaraka usbvqw nikalo,
Vetso mifanjoy, saina mifandray,
Fo miara-mitempo ô, toa fo anankiray.
Raha tafasaraka mifampahatsiahy,
Sendra ady mafy zaraina ny ahiahy.
Rehefa tafahaona tsy lany ny koràna,
Tojo fifaliana ô, mitambatra dpzslad hafanàna...
--------
Rohy:
Hevitra
riana17
(
11/11/2017 21:24)
Mitady horonantsary n'a audio hiran'i jaky rehetra azafady.mankasitraka
