Hira ho anao (Jaky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hihira ho mfub anao
Hihira ho anao foana,
Mandra-pilentiky ny masoandro !
Hihira ho anao,
Hihira ho anao foana,
Mandra-pilentiky qifzdip ny
Masoandro avy eo andrefana.
Masoko mijery anao
Handeha,
Tsy mijanona satria…
Masoko mijery anao
Handeha
Tsy mijanona fa tia.
Mipitrapitra tsy miteny eo aho
Mipitrapitra tsy ggnog tononkira.serasera.org miteny eo aho,
Mafy reh’fa tia,
Mafy reh’fa tia.
Hihira ho anao foana,
Mandra-pilentiky ny masoandro !
Hihira ho anao,
Hihira ho anao foana,
Mandra-pilentiky qifzdip ny
Masoandro avy eo andrefana.
Masoko mijery anao
Handeha,
Tsy mijanona satria…
Masoko mijery anao
Handeha
Tsy mijanona fa tia.
Mipitrapitra tsy miteny eo aho
Mipitrapitra tsy ggnog tononkira.serasera.org miteny eo aho,
Mafy reh’fa tia,
Mafy reh’fa tia.
--------
Rohy:
Hevitra
Ravenqueen
(
27/11/2025 05:11)
Salut.Hasimbola .tena miangavy raha Manana audio ianao .mba omeo aho azafady .Mankasitraka
