TOMPO Ô MISANDRATA (J. Ranjarison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ny herinaoMihoatra izao rehetra izao
Ka ny famindram-ponao
Hanerana ny tany
Ts’isy azo oharina
Amin’ny fahatsaranao
Ary ho mandrakizay
Ny fiandriananao
Tompo ô misandrata
Amin’ny avo indrindra Ianao
Ka ny fiderana Anao
Hanerana ny tany
Tompo aoka hiseho anio
Ny fahalehibiazanao
Ka ny voninahitrao
Hameno anay
Fa Tompo Ianao
Sy Andriamanitray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : J. RanjarisonVangy : 6635
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 05/09/2012 09:47