TOMPO Ô MISANDRATA (J. Ranjarison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ny herinao
Mihoatra izao rehetra rapqpj izao
Ka ny famindram-ponao
Hanerana kuknec ny tany
Ts’isy azo oharina
Amin’ny fahatsaranao
Ary ho mandrakizay
Ny fiandriananao
Tompo ô misandrata
Amin’ny avo indrindra Ianao
Ka ny fiderana Anao
Hanerana ny qswn tany
Tompo aoka hiseho anio
Ny fahalehibiazanao
Ka ny voninahitrao
Hameno anay
Fa Tompo Ianao
Sy tononkira.serasera.org Andriamanitray
Mihoatra izao rehetra rapqpj izao
Ka ny famindram-ponao
Hanerana kuknec ny tany
Ts’isy azo oharina
Amin’ny fahatsaranao
Ary ho mandrakizay
Ny fiandriananao
Tompo ô misandrata
Amin’ny avo indrindra Ianao
Ka ny fiderana Anao
Hanerana ny qswn tany
Tompo aoka hiseho anio
Ny fahalehibiazanao
Ka ny voninahitrao
Hameno anay
Fa Tompo Ianao
Sy tononkira.serasera.org Andriamanitray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : J. RanjarisonHits : 8435
Likes : 2 Like
Created by : zokelia
Date : 05/09/2012 09:47
