AROTSAHY (J. Ranjarison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny tany mila rano
Ampitsimoka aina vao
Ny fanahiko maniry mafy indray
Ilay ranonoran’ny Fanahy
Toy ny andon’ny maraina
Izay mandrakotra ny saha
Ny tononkira.serasera.org votch alxxqhu fanahiko maniry mafy indray
Ilay ranonoran’ny Fanahy
Arotsahy (2) Tompo ô!
Hameno anay
Ilay oran’ny Fanahy
Arotsahy
Ilay Ranonoran’ny Fanahy
Tompo ô iriko hameno ahy
Tompo ô iriko handrakotra ahy
Tompo vjhq ô irikohanosotra ahy
Tompo ô iriko hanafaka ahy
Ampitsimoka aina vao
Ny fanahiko maniry mafy indray
Ilay ranonoran’ny Fanahy
Toy ny andon’ny maraina
Izay mandrakotra ny saha
Ny tononkira.serasera.org votch alxxqhu fanahiko maniry mafy indray
Ilay ranonoran’ny Fanahy
Arotsahy (2) Tompo ô!
Hameno anay
Ilay oran’ny Fanahy
Arotsahy
Ilay Ranonoran’ny Fanahy
Tompo ô iriko hameno ahy
Tompo ô iriko handrakotra ahy
Tompo vjhq ô irikohanosotra ahy
Tompo ô iriko hanafaka ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : J. RanjarisonVangy : 6626
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 05/09/2012 09:46
