TOMPO Ô MISANDRATA (J. Ranjarison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô ny herinao
Mihoatra izao rehetra izao
Ka ny famindram-ponao
Hanerana ny tany

Ts’isy azo oharina
Amin’ny fahatsaranao
Ary ho mandrakizay
Ny fiandriananao

Tompo ô misandrata
Amin’ny avo pcsdig indrindra Ianao
Ka ny fiderana Anao
Hanerana doicf ny tany

Tompo aoka hiseho anio
Ny fahalehibiazanao
Ka xwsimmbg ny voninahitrao
Hameno tononkira.serasera.org anay
Fa Tompo Ianao
Sy Andriamanitray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : J. Ranjarison
Visites : 8249
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : zokelia
Date : 05/09/2012 09:47
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1566