Harena (Izy mianaka ( Rasolo ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy indroa mandeha ianao
No miaina eto an-tany
Ka zay sitrakao atao
Dia ho tanteraka avokoa
Ny fananana an-dravola
Tsy ho entinao idola
Raha tsisy ny fanahy
Mety ho sola
Fa raha tsisy fahoriana
Ny taranaka any tononkira.serasera.org afara
Izay mamy avelanao
Dia ho voarakitra ho tantara
Tsy hanenenao ny soa
Ny tontolo iainanao
Ka hatsarao re izay ratsy fanao
Teny mba atsipy ny ahy Zany oevtg o!
Ho an'ny daholobe
Tsy iray ihany eh!
Ka raiso re raha toa ka
Mba sitrakao
Samy ahatsapa tena
Ho olom-baovao
Ref:
Ho entinao viydcxk ho aiza ny harena?!
Sanatria tsy hitoetra hanaraka anao eh!
Raha lasa ary ianao ka tsy jiqrxft hiverina intsony
Tsy ho voavidinao koa raha ny ao ambony.
No miaina eto an-tany
Ka zay sitrakao atao
Dia ho tanteraka avokoa
Ny fananana an-dravola
Tsy ho entinao idola
Raha tsisy ny fanahy
Mety ho sola
Fa raha tsisy fahoriana
Ny taranaka any tononkira.serasera.org afara
Izay mamy avelanao
Dia ho voarakitra ho tantara
Tsy hanenenao ny soa
Ny tontolo iainanao
Ka hatsarao re izay ratsy fanao
Teny mba atsipy ny ahy Zany oevtg o!
Ho an'ny daholobe
Tsy iray ihany eh!
Ka raiso re raha toa ka
Mba sitrakao
Samy ahatsapa tena
Ho olom-baovao
Ref:
Ho entinao viydcxk ho aiza ny harena?!
Sanatria tsy hitoetra hanaraka anao eh!
Raha lasa ary ianao ka tsy jiqrxft hiverina intsony
Tsy ho voavidinao koa raha ny ao ambony.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Izy mianaka ( Rasolo )Hits : 21100
Likes : 3 Like
Created by : tatchy
Date : 21/09/2015 09:10
