Izy mianaka ( Rasolo )
1652
Nampiditra : tatchy
Tamin'ny : 21/09/2015 05:58:20
Mombamomba :
Harena anisan'ny hira nahafantarana an'i Rasolo, izay navaoziny @ endrika vaovao, fampiaraham-peo an'izy mianaka ary nampitondrainy anzay koa ny anaran'ny tarika dia "IZY MIANAKA"
Anisan'ny nahafantarana an-dRasolo ihany koa ny fanaovana "interprétation" hiran'i Rija Rasolondraibe tamzany fotoana.
Ankafizo ary eh!
Sary
Hevitra mandeha
tahiana.dafy2015 (27/07/2016 05:09:00)
seul110 (08/12/2015 08:12:10)
Misaotra betsak'e! tsara be ilay hira (y)