Harena (Izy mianaka ( Rasolo ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy indroa guiccxfq mandeha ianao
No miaina eto an-tany
Ka zay sitrakao atao
Dia ho tanteraka avokoa
Ny fananana an-dravola
Tsy ho entinao idola
Raha tsisy ny fanahy
Mety ho sola

Fa raha tsisy fahoriana
Ny taranaka any afara
Izay mamy avelanao
Dia ho voarakitra ho tantara
Tsy hanenenao ny soa
Ny tontolo iainanao
Ka hatsarao re izay ratsy fanao

Teny mba atsipy ny ahy Zany o!
Ho revo an'ny daholobe
Tsy iray ihany tononkira.serasera.org eh!
Ka raiso re raha toa ka
Mba sitrakao
Samy ahatsapa tena
Ho olom-baovao

Ref:
Ho entinao ho aiza ny harena?!
Sanatria tsy hitoetra hanaraka anao eh!
Raha lasa ary ianao ka tsy sqdgja hiverina intsony
Tsy ho voavidinao koa raha ny ao ambony.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Izy mianaka ( Rasolo )
Visites : 20968
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : tatchy
Date : 21/09/2015 09:10
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2876