Efa ela (IVK (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)
Efa ela ela Izay no tsy hita ianao
Tsy Tonga niara-nivavaka toy ny fanao
Ny dabilio nisy anao mangatsiaka
Vovoka no sisa mameno ao
Ny adim-piainana no tsy namela ahy
Hamonjy ny fiarahana mivavaka
Tsy adino sanatria ny famonjena
Izay natolotr'i Jesoa ho an'ny tena
Réf:
Aza adino hoy tononkira.serasera.org aho aza adino
Ny fiharahantsika mivavaka
Saody dia mba mangatsiaka indray eee
Ilay finoana efa bcowge hananao
(X2)
2)
Fahantrana ve beuljm sa aretina?
Fahoriana Ary koa famoizam-po ?
Aza avela hahasakana fa ento
Amam-bavaka ao am-piangonana
Malahelo anie Jesoa vqxl raha tsy eo ianao
Malahelo anie izy raha hadinonao
Fa ny Tompo rehefa tia dia tena tia
Tia ny azy hatramin'ny farany
Réf:(x2)
Efa ela ela Izay no tsy hita ianao
Tsy Tonga niara-nivavaka toy ny fanao
Ny dabilio nisy anao mangatsiaka
Vovoka no sisa mameno ao
Ny adim-piainana no tsy namela ahy
Hamonjy ny fiarahana mivavaka
Tsy adino sanatria ny famonjena
Izay natolotr'i Jesoa ho an'ny tena
Réf:
Aza adino hoy tononkira.serasera.org aho aza adino
Ny fiharahantsika mivavaka
Saody dia mba mangatsiaka indray eee
Ilay finoana efa bcowge hananao
(X2)
2)
Fahantrana ve beuljm sa aretina?
Fahoriana Ary koa famoizam-po ?
Aza avela hahasakana fa ento
Amam-bavaka ao am-piangonana
Malahelo anie Jesoa vqxl raha tsy eo ianao
Malahelo anie izy raha hadinonao
Fa ny Tompo rehefa tia dia tena tia
Tia ny azy hatramin'ny farany
Réf:(x2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IVK (FPVK Androndra Fitiavana)Vangy : 317
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : VLKK
Daty : 26/02/2026 18:42
