Miambena (IVK (FPVK Androndra Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa any qysts Aoriana any
Misy Andro mampahory
Ny olona rehetra
Ho Samy tia tena
Hiavonavona izy
Ho mpanontolo fo
Fa any Aoriana kosa tononkira.serasera.org
Izao tontolo izao
Ho tany fiadiana
Feno fandrafiana
Izany no fambara
Fa akaiky anie jdsde Jesoa
Réf:
Miambena fa akaiky
Ilay Andro ecah nandradraina
Mivavaha ×3
Tsy mitsahatra
Fa ho avy ilay Andro tsy ampoizinao anie
Mivavaha fa ho avy anie Jesoa
(Miverina hatramin'ny voalohany)
Misy Andro mampahory
Ny olona rehetra
Ho Samy tia tena
Hiavonavona izy
Ho mpanontolo fo
Fa any Aoriana kosa tononkira.serasera.org
Izao tontolo izao
Ho tany fiadiana
Feno fandrafiana
Izany no fambara
Fa akaiky anie jdsde Jesoa
Réf:
Miambena fa akaiky
Ilay Andro ecah nandradraina
Mivavaha ×3
Tsy mitsahatra
Fa ho avy ilay Andro tsy ampoizinao anie
Mivavaha fa ho avy anie Jesoa
(Miverina hatramin'ny voalohany)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IVK (FPVK Androndra Fitiavana)Vangy : 284
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : VLKK
Daty : 28/02/2026 10:04
