Efa ela (IVK (FPVK Androndra Fitiavana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)
Efa ela ela Izay no tsy hita ianao
Tsy Tonga niara-nivavaka toy ny fanao
Ny dabilio nisy anao mangatsiaka
Vovoka no sisa mameno ao

Ny adim-piainana no tsy namela ahy
Hamonjy ny fiarahana mivavaka
Tsy adino sanatria ny famonjena
Izay natolotr'i Jesoa ho an'ny tena


Réf:
Aza adino hoy aho aza adino
Ny fiharahantsika mivavaka
Saody dia mba mangatsiaka indray eee
Ilay finoana efa hananao
         (X2)

2)
Fahantrana ve sa aretina?
Fahoriana Ary koa famoizam-po ?
Aza avela hahasakana fa ento
Amam-bavaka ao am-piangonana

Malahelo anie Jesoa raha tsy eo ianao
Malahelo anie izy raha hadinonao
Fa ny Tompo rehefa tia dia tena tia
Tia ny azy hatramin'ny farany

Réf:(x2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : IVK (FPVK Androndra Fitiavana)
Visites : 12
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : VLKK
Date : 26/02/2026 18:42
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295