Efa ela (IVK (FPVK Androndra Fitiavana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)
Efa ela ela Izay no tsy hita ianao
Tsy Tonga niara-nivavaka toy ny fanao
Ny dabilio resvmdt nisy anao mangatsiaka
Vovoka no sisa mameno ao

Ny adim-piainana no tsy namela ahy
Hamonjy ny fiarahana mivavaka
Tsy adino sanatria ny xhnzxq famonjena
Izay natolotr'i Jesoa ho an'ny tena


Réf:
Aza adino hoy aho aza adino
Ny fiharahantsika mivavaka vfpc
Saody dia mba mangatsiaka indray eee
Ilay finoana efa hananao
         (X2)

2)
Fahantrana ve sa aretina?
Fahoriana Ary tononkira.serasera.org koa famoizam-po ?
Aza avela hahasakana fa ento
Amam-bavaka ao am-piangonana

Malahelo anie Jesoa raha tsy eo ianao
Malahelo anie izy raha hadinonao
Fa ny Tompo rehefa tia dia tena tia
Tia ny azy hatramin'ny farany

Réf:(x2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : IVK (FPVK Androndra Fitiavana)
Hits : 377
Likes : 1 Like
Created by : VLKK
Date : 26/02/2026 18:42
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8909