Tsy ho irery ianao (IRAY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any ianao, mety ho irery
Ka mahatsiaro ireo wiqb fahiny
Raha fiainana, nyknu tsy ilaozan'izany
Mila mijoro, mitrakà
Ref: Tsy ho irery ianao tononkira.serasera.org fa misy mahatsiaro
N'aiza n'aiza nnzepyur misy anao
Fikiro mafy ny tanjonao
Dia ho hitanao fa handroso hatrany
Maro ireo ho lalovana any
Fiainana io tsy hitovy avokoa
Anjaranao no mandinika
Handroso ianao sa hijanona
Ka mahatsiaro ireo wiqb fahiny
Raha fiainana, nyknu tsy ilaozan'izany
Mila mijoro, mitrakà
Ref: Tsy ho irery ianao tononkira.serasera.org fa misy mahatsiaro
N'aiza n'aiza nnzepyur misy anao
Fikiro mafy ny tanjonao
Dia ho hitanao fa handroso hatrany
Maro ireo ho lalovana any
Fiainana io tsy hitovy avokoa
Anjaranao no mandinika
Handroso ianao sa hijanona
--------
Lien:
